Entry |
fetin > fety
(ety)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Convenance, consentement, assentiment [1.3]
|
Morphology |
Simple : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
Prefixed : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
fetin > fety
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
|
Explanations in English | A festival, a holiday [1.7]
|
Explanations in French | Fête, réjouissance publique [1.8]
|
Examples |
1 | andro zoma no fety tamin'izao
[2.59]
|
2 | Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka
[2.606]
|
3 | Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo
[2.996]
|
4 | fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato
[2.470]
|
|
Morphology |
Simple : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
Prefixed : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
Origin | French: fête.
|
|
Entry |
fetin > Fety
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Anthroponyms |
|
|