Entry fery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1]
Explanations in English A wound, a sore [1.2, 1.7]
 A hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2]
Explanations in French Plaie, blessure [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/21