Entry fepetra (fetra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy
Mitovy hevitra: anjoanjon-teny [1.1]
Explanations in English A restriction; a briefing [1.7]
Explanations in French Règlement; recommandation détaillée [1.8]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2020/07/31