Entry feno hipoka
Elementary words feno ; hipoka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
Explanations in English Jammed full [1.7]
Explanations in French Bondé [1.8]
Examples 
1Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470]
2Feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Updated on 2023/10/20