Entry fenofeno (feno)
Part of speech adjective
Malagasy definition Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [Rajemisa 1985]
French definition avoir mal au coeur [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Analogues  dimpoana ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ milebolebo ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

2009/02/23