|
|
|
|

Entry1  feno hipoka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
Explanations in English  4  Jammed full [1.7]
Explanations in French  5  Bondé [1.8]
Examples  6  Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51]
7  feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]
Elementary words  8  feno, hipoka

Updated on 2023/10/20