Entry | fehytenda > fehitenda | |
Elementary words | fehy ; tenda | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] | |
Explanations in English | [ fehy tenda ] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2] | |
A necktie [1.7] | ||
Explanations in French | Cravate [1.8] | |
Examples | Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany.
[2.470] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |
Synonyms | fehivozo | |
Other spellings | fehintenda | |
Proverbs | Proverbs containing the word fehitenda | |