|
|
|
|

Entry1  fehin-teny
Elementary words  2  fehy, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana
Explanations in English  5  [1.2] A word or sentence on which much depends; heads of a discourse.
Examples  6  Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285#]

Updated on 2023/12/10