|
|
|
|

Entry1  fehezina
Root  2 fehy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Fatorana: Fehezo tsara ny kitay sao latsaka
5 Entina, didiana: Nofehezin' ny Kapiteny Ranona ireto miaramila ireto taona itsỳ [1.1]
Explanations in English  6 to be tied, to be knotted, to be overruled, to be governed, to be managed. [1.2]
7 to be tied; to be governed [1.7]
Explanations in French  8 qu'on lie, qu'on attache; qu'on gouverne [1.8]
Examples  9  Dia nanao hoe, azoko ity fa olom-peheziko. [2.245#42]
10  Ny Ihala izay nofehezin' ny Zafimainty, ao Marosiky. [2.508#250]
11  Fehezina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
12  Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445#13]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/02/20