Entry | 1 fehezanteny |
Elementary words | 2 fehezana, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) |
Explanations in French |
5 [1.13, 1.5] phrase, énoncé |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |