Entry | 1 fehezana |
Root | 2 fehy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) |
Explanations in English |
5 [1.2] a bunch. |
Explanations in French |
6 [1.13] faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet |
Examples |
7 Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. [2.442#] 8 Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/12 |