Entry (1/4) | 1 fatsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fantsika [Taimoro]
[1.78] |
Explanations in English |
4 a sharp point [1.7] |
Explanations in French |
5 pointe de tour [1.13] |
Entry (2/4) | 6 fatsy |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in English |
8 the spur of a cock [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
9 ergot (du coq) [Taisaka]
[1.82] 10 ergot [1.13] |
Vocabulary |
11 Zoology: (in general) |
Other spellings | 12 fantsy |
Entry (3/4) | 13 fatsy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 tsilo [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 16 tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana) [Tanala] [1.78] |
Explanations in French |
17 épine (des plantes) [Taisaka]
[1.82] 18 épine [1.13] 19 (fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). [Taifasy] [1.196] 20 [Taisaka] |
Vocabulary |
21 Botany: (in general) |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 23 fa tsy |
Part of speech | 24 locution |
Explanations in English |
25 but not [3.1] |
Explanations in French |
26 mais pas [3.1] |
Examples |
27 Angamba fa tsy fantatro [2.643#178] 28 Soa ihany fa tsy nisy voa [2.588#136] 29 Matokia fa tsy hisy maty ireo [1.437] |
Anagrams | 30 fa tsy, fatsy, fa tsy, fatsy |
Updated on 2022/12/20 |