Entry | 1 fatsora |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka [1.1] |
Explanations in English |
4 sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana. [1.2] 5 a deceiver [1.7] |
Explanations in French |
6 hâbleur, trompeur [1.3, 1.8] 7 craqueur [1.3] |
Examples |
8 Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fatsora, fosatra, safotra, tsara fo |
Updated on 2023/09/10 |