|
|
|
|

Entry1  fatritra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ratsy fiaina, tsy tsara toetra, tsy maotina:
4 Fatritran' olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy [1.1]
Analogs  5  batritra

Updated on 2025/11/17