|
|
|
|

Entry1  fasehina
Root  2  fasika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
5  Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Explanations in English  6  sandy. [1.2]
Explanations in French  7  sablonneux [1.13]
Vocabulary  8  Geology
Other spellings  9  fasihina
Compound words 

Anagrams  12  fasehina, fisehana

Updated on 2020/07/31