Entry fasan' ny ntaolo
Elementary words fasana ; ntaolo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Synonyms fasan-drazana

Updated on 2023/06/11