Entry fasan-drazana (fasana, razana)
Part of speech expression
Malagasy definition fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [Rajemisa 1985]
Synonyms fasan' ny ntaolo
Quotes 

Updated on 2020/07/31