Entry | 1 fasana aniritra |
Elementary words | 2 fasana, aniritra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1] |
Updated on 2023/04/16 |