|
|
|
|

Entry1  fasan-drazana
Elementary words  2  fasana, razana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Synonyms  5  fasan' ny ntaolo
Proverbs  6  Proverbs containing the word fasan-drazana

Updated on 2023/06/11