Entry | 1 fara hatoka |
Elementary words | 2 fara, hatoka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][farahatoka] Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina") [farahatoka] Ny fomban-drazana |
Explanations in English |
5 [1.2] The upper part of the nape of the neck. |
Explanations in French |
6 [1.3#152] l'extrémité de la nuque Figuré: usages des ancêtres |
Vocabulary |
7 Biology |
Compound words |
|
Anagrams | 9 fahatarako, fara hatoka |
Updated on 2023/05/19 |