Entry farafaraina (farafara)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonia [1.1]
Morphology 
Present : farafaraina, farafaraiko, farafarainao, farafarainy, farafaraintsika, farafarainay, farafarainareo, farafarain', farafarain-, farafaraim-, farafarai-
Past : nofarafaraina, nofarafaraiko, nofarafarainao, nofarafarainy, nofarafaraintsika, nofarafarainay, nofarafarainareo, nofarafarain', nofarafarain-, nofarafaraim-, nofarafarai-
Future : hofarafaraina, hofarafaraiko, hofarafarainao, hofarafarainy, hofarafaraintsika, hofarafarainay, hofarafarainareo, hofarafarain', hofarafarain-, hofarafaraim-, hofarafarai-
Imperative : farafarao
Synonyms farafarana

Updated on 2023/01/20