Entry (1/3) | 1 faroratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra maditidity miraikidraikitra 4 Ny tadim-polihala [1.1] |
Explanations in English |
5 the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2] |
Explanations in French |
6 fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3] 7 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196] |
Examples |
8 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69] |
Vocabulary |
9 Botany |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 faroratra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 hala (bibikely) [Tambahoaka]
[1.78] |
Explanations in English |
18 a provincial name for a centipede or spider. See trambo [1.2] |
Explanations in French |
19 espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
20 Zoology: invertebrates |
Entry (3/3) | 21 Faroratra |
Part of speech | 22 name (anthroponym) |
Examples |
23 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48] 24 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48] |
Vocabulary |
25 Religions, Beliefs |
Other spellings | 26 rafaroratra, rafaroratra |
Tables and plates |
27 Full list 28 The ancient idols |
Anagrams | 29 fararotra, Faroratra, faroratra, fararotra, Faroratra, faroratra |
Updated on 2021/10/13 |