Entry faohina (faoka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Esorina amin-kery sy haingana
¶ Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto
¶ Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano [Rajemisa 1985]
English definition to be carried off, as by a bird of prey
¶ to be torn up. See paoka. [Richardson 1885]
 to be carried off [Hallanger 1973]
French definition qu'on rafle [Hallanger 1974]
Morphology 
faohina
faohiko
faohinao
faohiny
faohintsika
faohinay
faohinareo
faohin'
faohin-
faohim-
faohi-
nofaohina
nofaohiko
nofaohinao
nofaohiny
nofaohintsika
nofaohinay
nofaohinareo
nofaohin'
nofaohin-
nofaohim-
nofaohi-
hofaohina
hofaohiko
hofaohinao
hofaohiny
hofaohintsika
hofaohinay
hofaohinareo
hofaohin'
hofaohin-
hofaohim-
hofaohi-
faohy
Quotes 

Updated on 2010/12/29