Entry fanotronana (otrona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana
Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1]
Explanations in French L’action d'escorter [1.3]
Examples Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso. [1.368]

Updated on 2023/01/08