|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoto (toto)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
4  Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]

Entry (2/2)5  fanoto (toto)
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Tools
Explanations in Malagasy  8  Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
Explanations in English  9  A pestle, a rammer
10  an iron crow-bar. [1.2]
11  pestle [1.7]
Explanations in French  12  pilon [1.8]
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fanoto

Anagrams  15  fanoto, fatono, fotano, fotona, tafono, tofona

Updated on 2023/08/03