|
|
|
|

Entry1  fanosena (hosy)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanitsahana amin' ny tongotra; famakiana ny bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsana; fambaboana fananan' olona [1.1]

Updated on 2023/01/20