|
|
|
|

Entry1  fanorenana
Root  2  orina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana
5  [1.13] fanamboarana, fananganana
Explanations in English  6  [1.2] a foundation. See fanambaniny (ambany).
7  [1.7] the act of founding; a foundation
Explanations in French  8  [1.8] action de fonder; fondation
9  [1.13] construction
Examples  10  ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [2.508]
11  Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245]
Compound words 
Article  15  Randzavola: fanorenana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  faneronana, fanonerana, fanorenana

Updated on 2023/08/12