Entry fanontaniana (ontany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy
Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga [1.1]
Explanations in English A question [1.2, 1.7]
 Interrogation [1.2]
Explanations in French L'interrogation, l'examen [1.3]
 Information [1.4]
 Question [1.8]
Examples 
1Iza re no hamaly ny fanontaniana? [2.356]
2Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470]
3Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27]
Morphology 
Simple : fanontaniana, fanontaniako, fanontanianao, fanontaniany, fanontaniantsika, fanontanianay, fanontanianareo, fanontanian', fanontanian-, fanontaniam-, fanontania-
Prefixed : -panontaniana, -panontaniako, -panontanianao, -panontaniany, -panontaniantsika, -panontanianay, -panontanianareo, -panontanian', -panontanian-, -panontaniam-, -panontania-
Compound words 

Updated on 2023/06/14