Entry (1/2) | 1 fanongotra |
Root | 2 ongotra |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy |
Entry (2/2) | 5 fanongotra |
Root | 6 tongotra |
Part of speech | 7 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra |
Anagrams | 9 fanongotra, fonongatra, nafongatro, nafongotra |
Updated on 2023/01/20 |