Entry fanondrotana (sondrotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama [1.1]
Explanations in French L’action d’élever, de promouvoir, le motif [1.3]
Examples 
1Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649]
2Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472]

Updated on 2023/01/08