Entry | fanompoana (tompo) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Malagasy definition | raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [Ravelojaona 1937] | ||||
Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama ¶ Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny ¶ Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [Rajemisa 1985] | |||||
asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [SLP 1986] | |||||
English definition | servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [Hallanger 1973] | ||||
French definition | corvée [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||
French definition | servitude; action de servir [Hallanger 1974] | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples |
| ||||
Quotes | Proverbs containing the word fanompoana | ||||
Entry | fanompoana (tompo) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Malagasy definition | Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [Rajemisa 1985] | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples | Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [Ravelomanana: Lalana, page 215] | ||||
2015/04/04 |
![]() |