Entry fanompana (ompa)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fonomponao; tsy hahavoa ahy izany
¶ Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [Rajemisa 1985]

Entry fanompana (ompana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [Rajemisa 1985]

Entry fanompàna
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] sinibe [Rakotosaona 1972]

2012/11/15