Entry fanome (ome)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely [1.1]
Explanations in French Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner [1.3]
Examples 
1Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay. [2.366]
2fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59]

Anagrams 

Updated on 2023/01/08