Entry fanolorana (olotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1]
Explanations in French L'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3]

Entry fanolorana (tolotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1]
Explanations in French L'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3]
Examples 
1koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa. [2.59]
2Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285]
Titles Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice)

Updated on 2023/01/20