Entry fanolahana (tolaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana [Rajemisa 1985]
 familiana lalana zavatra iray [SLP 1986]
French definition dérivation [SLP 1986]

2009/09/09