Entry fanohitra (tohitra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina [1.1]
Explanations in French Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3]
Examples Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/01/08