Entry fanohanana (tohana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera
Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana
Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20