Entry fanofanana (ofana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famolavolana [1.13]
 Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy
Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1]
Explanations in French Formation [1.13]
Examples 
1Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]
2Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27]
3Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. [2.356]
Titles Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana

Entry fanofanana
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Talisman contre la foudre, comme fandemy. [1.19]

Updated on 2023/08/12