Entry fanofana (hofa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]

Entry fanofana (hofa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]

Entry fanofana (ofana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20