Entry fanodinana (hodina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
¶ Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [Rajemisa 1985]
 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [SLP 1986]
Explanations in French transformation, traitement [SLP 1986]
Examples Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [Andriamalala: Fanagasiana, page 30]

Entry fanodinana
Part of speech noun
Explanations in French manivelle [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry fanodinana (odina)
Part of speech noun
Explanations in French l'action de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
Vocabulary 
Synonyms fampiodinana

Updated on 2020/07/31