Entry (1/2) | 1 fanodina |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary |
Explanations in French |
5 [1.3#257] manière de faire tourner |
Examples |
6 Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [2.606] |
Entry (2/2) | 7 fanodina |
Root | 8 odina |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] |
Explanations in French |
11 [1.3#457] manière de faire révolter |
Synonyms | 12 fampiodina |
Anagrams | 13 donafany, fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana, nadofany, nidoafan, nofadina |
Updated on 2023/01/20 |