Entry fanodina (hodina)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
¶ Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [Rajemisa 1985]
Explanations in French manière de faire tourner [Abinal 1888 page 257]
Examples Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [Razafiarivony: Harivolana, page 57]

Entry fanodina (odina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French manière de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
Synonyms fampiodina

Updated on 2020/07/31