Entry fankasitrahana (sitraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny
Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1]
Explanations in English Thankfulness; a reward [1.7]
Explanations in French Approbation ; remerciement, gratitude [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/09/08