Entry fankahala (hala)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1]
Examples ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499]

Updated on 2023/10/21