Entry | fanjifana (jifa) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fandaniana tanteraka [1.13] | ||
Fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62] | |||
Explanations in French | Consommation [1.13] | ||
Examples | Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
[4.27] | ||
Vocabulary | Economy | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | fañafinja, fanjifana, fifanjana |
Updated on 2020/07/31 |