Entry |
fanitrihana
(sitrika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanitrihana ny razana [1.1]
|
Explanations in French | L’action de plonger, d'enterrer, de cacher, de se plonger, de se cacher, le lieu, le motif [1.3]
|
Examples |
1 | Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo.
[2.470]
|
2 | ny fanomanana sy ny famongarana ny faty, ny fiandrasana azy, ny fanitrihana, ary ny aorian' ny fanitrihana.
[2.436]
|
|
Other spellings |
|