Entry faniratsirana (tsiratsira)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny [1.1]
Explanations in English Disdainful speaking [1.7]
Explanations in French Action de mépriser, parole dédaigneuse [1.8]

Updated on 2023/01/20