Entry fanipakipahana (kipakipaka (kipaka))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanilihana hiala, fandroahana tsy mitondra roa, tsy ampanajana, fanifakifahana hihataka amin-katezerana [1.1]

Updated on 2020/07/31