Entry | fanintsanana (hintsana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (ara-bakiteny) Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |