|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanintona
Root  2  sintona
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manintona
Azo sintonina

Entry (2/2)5  fanintona
Root  6  sintona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany
9  [1.13] aretina mampihinjitrinjitra ny vatana
Explanations in French  10  [1.13] convulsion
Vocabulary  11  Health
Synonyms  12  fanintontsintona

Anagrams  13  fanintona, fanontany, nafantony, nafontina, nifanonta

Updated on 2023/07/13